|
|
|
|

Teny iditra1  miofaka
Fototeny  2  ofaka
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  5  miova hoditra, mihintsambolo [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  to scale to peel off in thin particles. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  muer [1.13]
Ohatra  8  Ny fahaverezan'ny fahatsapana eo amin'ny faritra fotsy mangirana na miofaka eo amin'ny vatana dia mety ho habokana [2.424#]
Tovy hevitra  9  miofaofaka

Fivaditsoratra  10  famioka, mifakoa, mifaoka, mifoaka, miofaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25