Teny iditra miohaka (ohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miendaka, miala, mihintsana: Miohaka ny lalotra ka tokony hovonjena haingana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miohaka
Ny lasa : niohaka
Ny hoavy : hiohaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05