|
|
|
|

Teny iditra1  miohatra (ohatra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitaha, miolotra: Mandeha haingana ny lamasinina, miohatra amin' ny fiarambahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  measured. (prov.) [1.2]
Ohatra  5  Tahaka ny maivan-danja ny zavatra rehetra miohatra aminy. [2.643#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny miohatra io

Fivaditsoratra  11  hiamotra, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10