|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mioko
Fototeny  2 oko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikomy; miray hevitra hiaramanao teti-dratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to consult privately [1.2]
10 to plot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 comploter, être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8]
Ohatra  12  Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo. [2.472#98]

Teny iditra (2/3) 13  mioko
Fototeny  14 oko
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Fanazavàna teny anglisy  19 [Provincial] to temper a knife. [1.2]

Teny iditra (3/3) 20  mioko
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  22 [Sakalava-Mayotte] chaviré, renversé [1.405]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20