|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miola
Fototeny  2 ola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [miôla] [Tanala] mikofoka mahery, mihetsika mafy [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  8 [Provincial] to be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary [1.2]

Teny iditra (2/2) 9  miola
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 [Bara] manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona [1.78]

Fivaditsoratra  12 alimo, 13 Lò-amy, 14 lomay, 15 mailo, 16 maoly, 17 mialo, 18 milao, miola, 19 molay, 20 omaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20