|
|
|
|

Teny iditra 1  miolaka
Fototeny  2 olaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy mahitsy fa mivily: Indroa miolaka ity labana ity vao tonga any aminay
9 Mihodivitra, mihodina: Niolaka ny bala ka tsy nahavoa azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to wind about, to go in a serpentine direction; to be oblique, to speak in an ambiguous manner, to quibble, to prevaricate. [1.2]
Ohatra  11  Eo ambony andrefana atsimon' ny tanànan' Ambohijanaka, midina sy miolaka ny arabe. [2.472#144]
Tovy hevitra  12 miolakolaka
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miolaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 kaliôma, 16 kimalao, 17 mailoka, Mailoka, 18 makalio, 19 mialoka, 20 mikaloa, 21 milaoka, 22 miloaka, miolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18