|
|
|
|

Teny iditra 1  miolotra
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany
8 Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin' itsy iray itsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be contiguous. [1.2]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miolotra

Fivaditsoratra  miolotra, 11 mitolora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20