Teny iditra | 1 miompy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mamelona sy miahy ary mikarakara biby: Be miompy soavaly hatreo Ambatolampy ka hatrany Antsirabe |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to rear, to bring up to maturity, to feed. 5 [1.7] to raise animals or fowl |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire l'élevage de volailles; de bétail |
Voambolana |
7 Toe-karena: fiompiana |
Fototeny | 8 ompy |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny miompy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |