Teny iditra miondevo (ondevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tompo sy andevo miaraka: Lasa niantsena izy miondevo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miondevo
Ny lasa : niondevo
Ny hoavy : hiondevo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05