|
|
|
|

Teny iditra 1  miondrika
Fototeny  2 ondrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony
9 Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to bow, to stoop [1.2, 1.7]
11 to bend [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'incliner [1.3#466, 1.8]
13 être incliné, courbé, ployé, abaissé
14 se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur [1.3#466]
15 se courber; baisser la tête [1.8]
Ohatra  16  Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. [2.472#110]
17  raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana [2.131]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miondrika
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 miandroky, 21 mikondray, miondrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21