|
|
|
|

Teny iditra 1  miongy
Fototeny  2 ongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara] mihady [1.78]
8 miasa tany, mamadika bainga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 same as mitrongy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 labourer [1.13]
Ohatra  11  mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro. [1.406#]
Voambolana  12  Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20