|
|
|
|

Teny iditra1  mionotra
Fototeny  2  onotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Miongotra, mihintsana (volo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to moult, to cast the hair or feathers. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9  mionotra, mitorona, tomorina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20