Teny iditra | mioroka (oroka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Manoroka [1.78] | ||||||
Mifanoroka Mipaka: Mioroka amin' ny trano fianarana ny trano fanaovam-pety [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | To kiss by touching noses. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être à côté l'un de l'autre [2.48] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mioroka io | ||||||
Fivaditsoratra | mikoroa, mioroka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |