Teny iditra (1/2) | 1 miotrika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mipetraka amin' ny toerana mafana mba ho masaka Mihiboka an-trano: Miotrika mba ho madini-tava ny anao vavy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be ripened artificially |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être mis à mûrir |
Fototeny | 6 otrika |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 miotrika |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tambahoaka]
mandeha nana (fery) |
Voambolana |
15 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 16 ikitroam, mikitroa, miokitra, miotrika, mirotika, mitraoky, morikaty |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |