Teny iditra mipahimpahina (pahimpahina (pahina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahita tsara, mahita manjavozavo; tsy mahay mahita izay tadiavina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipahimpahina
Ny lasa : nipahimpahina
Ny hoavy : hipahimpahina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20