|
|
|
|

Teny iditra 1  mipariaka
Fototeny  2 pariaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miparitaka, mihahaka: Nipariaka teny an-tsaha ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to scatter, to run away in all directions [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 être dispersé, mis en déroute, s'éparpiller, comme des oiseaux: Nipariaka tany an-tsaha ny mpianatra rehetra (Les enfants se dispersèrent, s'éparpillèrent dans la campagne) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20