| Teny iditra | 1 mipasaka |
| Fototeny | 2 pasaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin' ny angady
8 Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to scatter, to spill; fig. to speak one's whole mind.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|