|
|
|
|

Teny iditra 1  mipika
Fototeny  2 pika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra
9 Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany
10 Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko
11 Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja
12 Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato
13 Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to tick, as a clock etc.
15 to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 faire tic tac comme une horloge
17 se fermer avec un bruit sec
18 se plier comme un parapluie, un canif [1.8]
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mipika

Fivaditsoratra  20 akimpy, 21 kimpay, 22 mipaky, mipika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20