| Teny iditra | 1 mipipika |
| Fototeny | 2 pipika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mitsipitsipika, mivikimbikina: Sambory iny sabla mipipika iny
8 Mipaipaika (fiteny amin' ny famantaranandro) [1.1] |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mipipika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|