Teny iditra mipiritika (piritika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fotaka mipitika, mifantsitsitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipiritika
Ny lasa : nipiritika
Ny hoavy : hipiritika
Filaza mandidy : mipiritiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20