|
|
|
|

Teny iditra 1  mipitika
Fototeny  2 pitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho
9 Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20