Teny iditra mipoipoitra (poipoitra (poitra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Hipoipoitra ho azy ny manan-talenta malagasy amin'ny taozavatra, tahaka ny nipoipoirany nandritra ny ady 1939-1945 tsy nahafahan'ny entana avy any an-kafa niditra. [2.503]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipoipoitra, mipoipoitr', mipoipoi-
Ny lasa : nipoipoitra, nipoipoitr', nipoipoi-
Ny hoavy : hipoipoitra, hipoipoitr', hipoipoi-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31