|
|
|
|

Teny iditra 1  mipoitra
Fototeny  2 poitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao?
9 Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay
10 Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra
11 (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko [1.1]
12 miseho
13 azo avy amin'ny ... [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  14 émerger
15 dériver de ... [1.13]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mipoitra, 17 mpioitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21