|
|
|
|

Teny iditra 1  mipongatra
Fototeny  2 pongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miseho [1.1]
Ohatra  9  ny faharao kosa, toetra milevina, tsy mipongatra raha tsy amin' ny fotoan-tsarotra. [2.472#208]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20