Teny iditra miporaretra (poraretra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandre maharary mafy noho ny mandalo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miporaretra
Ny lasa : niporaretra
Ny hoavy : hiporaretra
Filaza mandidy : miporareta

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05