|
|
|
|

Teny iditra 1  miporitsaka
Fototeny  2 poritsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany
9 (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miporitsaka, 11 mpitsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21