Teny iditra mipororoatra (pororoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihoatra, mihoa-pefy
Lasa na tonga manao rodobe [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipororoatra
Ny lasa : nipororoatra
Ny hoavy : hipororoatra
Filaza mandidy : mipororoata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05