Teny iditra miporotsaka (porotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny
Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miporotsaka
Ny lasa : niporotsaka
Ny hoavy : hiporotsaka
Filaza mandidy : miporotsaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05