|
|
|
|

Teny iditra 1  mipotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mizarazara: Mipotika loatra ny lovanay ka kely bitika ny anjaran-drery
9 Manakiana, manala baraka [1.1]

Fivaditsoratra  10 ampitoky, 11 mipotaky, mipotika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20