Teny iditra (1/4) | 1 mira |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara, Tanosy]
mitovy 4 [1.1] [Provincial] Mitovy: 3 ampiana 4 mira 7 |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] identique, égal |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 13 mira |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.78] [Bara]
miray |
Teny iditra (3/4) | 16 mira |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.196] (peut-être du mot « myrrhe », malgachisé dans certaines traductions de la Bible). Canarium madagascariense subsp. obtusifolium (Scott-Elliot) Leenh. (Burseraceae). Arbre dont la résine parfumée est souvent utilisée comme encens dans les cérémonies religieuses. [Tanosy]
|
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 21 Mira |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [2.996] Myra |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [2.996] Myre |
Voambolana |
25 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 26 myra |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 27 Toko sy andininy momba Mira |
Fivaditsoratra | 28 iram, mari, mary, mira, Myra, raim, ramy, rima |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/02 |
![]() |