Teny iditra |
miradarada
(radarada)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lava (fiteny amin' ny nonon' omby) [1.1]
|
Ohatra | E, ny tanako voageja, e,ny ranjoko voagadra, E, ny molotro aza maina reraka miradarada.
[2.285]
|
|
Teny iditra |
miradarada
(radarada (rada))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | mirada
[1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miradarada |
Ny lasa : |
niradarada |
Ny hoavy : |
hiradarada |
Filaza mandidy : |
miradaradà |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
miradaradà
(radarada (rada))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miradarada
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|