|
|
|
|

Teny iditra 1  mirafitra
Fototeny  2 rafitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra, miady: Mirafitra tsara ny biriky amin' ity trano ity
9 Mikezaka, mimaso, mikely aina: Mirafitra amin' ny fianarana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to join together, to unite, to fit. [1.2]

Fivaditsoratra  11 mifaritra, mirafitra, 12 mirifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20