Teny iditra |
mirakorako
(rakorako)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2]
|
Ohatra | Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana.
[2.324]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mirakorako |
Ny lasa : |
nirakorako |
Ny hoavy : |
hirakorako |
|
|