| Teny iditra | 1 mirakorako |
| Fototeny | 2 rakorako |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka
[1.2] |
| Ohatra |
9 Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana.
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|