|
|
|
|

Teny iditra 1  mirakotra
Fototeny  2 rakotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy rakotra na firakofana eo amboniny, misarona: Matory tsy mirakotra io zaza io ~ Hangatsiaka io vary tsy mirakotra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be covered. [1.2]
10 to be covered, as a pot, as a person under a blanket, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être couvert, comme un pot, une personne sous une couverture [1.8]
Ohatra  12  ny lohasaha filalaovanay / mirakotra ahitra milenodenoka [2.131]
13  sarety mirakotra enina, ary omby roa ambin'ny folo [2.996]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21