Teny iditra | 1 miraoka |
Fototeny | 2 raoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to eat grass as cattle. 6 [1.7] to crop grass (of cattle, etc.) |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] brouter l'herbe; être misérable |
Haiendriteny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny miraoka io |
Fivaditsoratra | 13 akoraim, akoriam, amariko, amirako, amokary, marikao, miraoka, miroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |