Teny iditra miraondraona (raondraona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miara-maneno mahafinaritra, miredona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To give off a harmonious sound, as an organ; to live a harmonious family life [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Donner un son harmonieux comme un orgue [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraondraona
Ny lasa : niraondraona
Ny hoavy : hiraondraona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20