|
|
|
|

Teny iditra 1  miravona
Fototeny  2 ravona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1]
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miravona

Fivaditsoratra  9 manarivo, 10 manavory, 11 marovany, miravona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20