|
|
|
|

Teny iditra 1  miredaka
Fototeny  2 redaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky [1.1]
8 mirehitra be [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 enflammer [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20