Teny iditra miredareda (redareda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy lelafo be mahafinaritra sy maharitra: Aza ampiana kitay intsony, fa efa miredareda ny afo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miredareda
Ny lasa : niredareda
Ny hoavy : hiredareda

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05