|
|
|
|

Teny iditra 1  mirediredy
Fototeny  2 rediredy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
9 Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo [1.1]
Ohatra  10  - Hianao, anaka, mirediredy foana! [2.324]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21