Teny iditra mirehaka (rehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray [1.1]
Ohatra Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirehaka
Ny lasa : nirehaka
Ny hoavy : hirehaka
Ohabolana 

Teny iditra mirehaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Miresaka, mamangy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20