|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mirehaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Midera tena: Nanao soa ahy izy, nefa nirehaka loatra ka nahasosotra ahy indray
Ohatra  4  [2.472] mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy.
Fototeny  5  rehaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mirehaka io

Teny iditra (2/2)10  mirehaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Bara] miresaka, mamangy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11