Teny iditra | mirehipo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Tezitra: Miheripo aho fa tsa nofinaitsany aba ny kajahako (Tezitra aho fa tsy nentiny ranona ny mangahazoko) [1.78] | |
[Tanala] Sosotra mafy, tezitra, misafoaka [1.78] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |