|
|
|
|

Teny iditra 1  mirehoka
Fototeny  2 rehoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitrona (toy ny omby vonoina efa ho faty)
9 Enti-milaza ny olona miala aina, izay mitrona mafy
10 Mandrahona mafy amin-katezerana
11 Enti-milaza ny voditongo-kiraro lany sady mivilana [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mirehoka, 13 mirohake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21