|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mireondreona
Fototeny  2 reondreona
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maneno manako, mirohondrohona: Nireondreona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [1.1]
Ohatra  8  manakoako eran'ny tempoly lehibe ny hira mireondreona. [2.996]
Tovy hevitra  9 mireona

Teny iditra (2/2) 10  mireondreona
Fototeny  11 reondreona
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Enti-milaza feo manehoeho [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22