|
|
|
|

Teny iditra 1  miretaka
Fototeny  2 retaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana
9 Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Miretaka eo am-pandriana ao izy indroa andro izao [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miretaka

Fivaditsoratra  11 matarike, 12 miraketa, miretaka, 13 miteraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20