|
|
|
|

Teny iditra 1  miriadriatra
Fototeny  2 riadriatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21