|
|
|
|

Teny iditra 1  miriatra
Fototeny  2 riatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78]
9 Mandositra
10 Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra
11 Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany
12 Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 miaritra, miriatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21