Teny iditra | 1 miriotra |
Fototeny | 2 riotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihazakazaka mafy, mimaona: Niriotra ilay soavaly ka saika tsy voatanan' ilay mpitaingina azy 5 Mandeha haingana: Miriotra loatra ianao izany ka tsy azoko arahina [1.1] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny miriotra io |
Fivaditsoratra | 11 mioritra, miriotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |